Ny ยซ ๐˜›๐˜ณ๐˜ข๐˜ค๐˜ช๐˜ฏ๐˜จ ๐˜Š๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ต๐˜ข๐˜ค๐˜ต ยป dia fomba entina hikarohana faranโ€™izay haingana ireo olona rehetra nifandray na nifanerasera mivantana tamina olona efa voamarina fa mitondra ny valanaretina Covid-19 ka ampanaovina test avy hatrany. Ireo izay mbola tsy misy soritrโ€™aretina akory kanefa mitondra na nitondra ny valanaretina dia hita avy hatrany aminโ€™ity ยซ ๐˜›๐˜ณ๐˜ข๐˜ค๐˜ช๐˜ฏ๐˜จ ๐˜Š๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ต๐˜ข๐˜ค๐˜ต ยป ity. Marihina ihany koa fa ireo olona izay manana aretina mitaiza toy ny diabeta na fiakarana tosi-drร  no tena mampiseho ilay tranga misy fahasarotana ankehitriny. Aminโ€™ireo toerana misy tranga fahasarotana ankehitriny dia atao avy hatrany ihany koa ny fitiliana ireo olona nifanerasera taminโ€™izay mitondra ny valanaretina, ny fitiliana ny siramamy sy ny tosi-drร . Izany no atao dia ny hanapahana ifotony faranโ€™izay haingana ny fiparitahanโ€™ny valanโ€™aretina any aminโ€™ireo toerana misy trangana valanaretina Covid -19 na aiza na aiza eto Madagasikara.
————————————————————————————————
Le ยซ ๐˜›๐˜ณ๐˜ข๐˜ค๐˜ช๐˜ฏ๐˜จ ๐˜Š๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ต๐˜ข๐˜ค๐˜ต ยป est un moyen qui consiste ร  rechercher le plus rapidement possible toutes les personnes qui sont entrรฉes en contact direct avec des personnes testรฉes positives ร  la Covid-19 afin de leur faire passer un test. Mรชme ceux qui sont asymptomatiques seront facilement identifiables par ce ยซ ๐˜›๐˜ณ๐˜ข๐˜ค๐˜ช๐˜ฏ๐˜จ ๐˜Š๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ต๐˜ข๐˜ค๐˜ต ยป. Il est ร  portรฉe de notre connaissance que ce sont ceux qui ont des maladies chroniques telles que le Diabรจte ou lโ€™hypertension qui sont les plus vulnรฉrables. Pour les cas contacts dans les lieux qui prรฉsentent des formes graves de la maladie, un dรฉpistage du sucre ainsi que de lโ€™hypertension est fait en plus du test Covid-19. Ceci est dans le but dโ€™รฉradiquer le plus rapidement possible la chaรฎne de transmission dans les lieux cibles partout ร  Madagascar.