Ankoatran’ny fanarahana ireo fepetra ara-pahasalamana izay fiarovana azo antoka manoloana ny valan’aretina dia azo atao ihany koa ny manampy ny HERY FIAROVANA amin’ny alalan’ny ยซ ๐—–๐—ข๐—ฉ๐—œ๐——๐—ข๐—ฅ๐—š๐—”๐—ก๐—œ๐—–๐—ฆ ๐—–๐—ฉ๐—ข ๐—ง๐—”๐— ๐—•๐—”๐—ฉ๐—ฌ ยป ๐˜€๐˜† ๐—ป๐˜† ยซ ๐—–๐—ฉ๐—ข ๐—ฃ๐—น๐˜‚๐˜€ ยป izay tsy iza fa vokatra Malagasy manome lanja ny raokandro Malagasy.
Nanana ny anjara toerana goavana teo aminโ€™ny fampihenana ny fihanaka ny valanaretina COVID-19 ny ยซ CVO ยป ary maro ireo tombotsoa ara-pahasalamana hoentiny vokatrโ€™ireo harena hery fiarovana ananany.
Ankehitriny dia manao antso avo aminโ€™ny vahoaka Malagasy ny Ministeranโ€™ny Fahasalamam-bahoaka aminโ€™ny alalanโ€™ny Andriamatoa Minisitra, Prof. RAKOTOVAO HANITRALA Jean Louis hampiasa sy handray ny ยซ CVO ยป ho isanโ€™ny fanafody ho entina miatrika ny valanaretina COVID-19.
Vokatra ny fanadihadiana natao taminโ€™ny fotoana nampafana ny firongatrโ€™ity areti-mandoza ity teto amintsika no nahitana fa nanana tombony manokana ireo olona rehetra nampiasa sy nisotro ny CVO mba hiarovany ny tenany.
Izany no nahatonga ny Fikambanam-be iraisam-pirenena ho anโ€™ny Fahasalamana nametraka fa ho isan’ireo fanafody nentim-paharazana tsara trandrahana ny ยซ CVO ยป noho izy mety ho fitsaboana ny valanaretina Covid-19.