Ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka dia manara-maso akaiky ny fivoaran’ny valanaretina Covid-19, tsikaritra araka izany fa misy fiakaran’ny tahan’ny olona mitondra ny tsimokaretina.

Ny hany fitaovana ahafahantsika misoroka ny firongatr’ity valanaretina ity dia ny fanarahana hatrany ireo fepetra sakana. Misy ihany koa anefa ny fihinana CVO sy CVO+ izay mampitombo ny hery fiarovana.

Nanao fanentanana misimisy kokoa mahakasika izany Ramatoa Sekretera Jeneralin’ny Ministeran’ny fahasalamam-bahoaka, Dr RASAMOELINA Fanjambololoniaina Dominique , androany  Zoma 29 janoary 2021

—–.——.——

Ces derniers temps, on a pu constater une légère hausse de personnes infectées par la Covid-19 à Madagascar. Le Ministère de la Santé Publique, suit de près l’évolution de cette pandémie, et met à disposition tous les moyens nécessaires pour gérer cette propagation.

Madame le Secrétaire Général du Ministère, Dr RASAMOELINA Fanjambololoniaina Dominique a tenu à rappeler que pour freiner la diffusion du virus, la mesure la plus efficace et la plus simple est d’appliquer les gestes barrières. Cependant, elle encourage également la prise du CVO et du CVO+ afin d’augmenter l’immunité