Nisitraka ny « Prime exceptionnelle covid-19Β Β» avy amin’ny Filohan’ny Repoblika, Andry RAJOELINA ihany koa ireo mpiasan’ny fahasalamana nandray an-tanana mivantana ny fitsaboana ireo mararin’ny covid-19 tany an-toerana.

Tonga nanolotra sy nizara izany androany, Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RAKOTOVAO Hanitrala Jean Louis.

𝐀𝐝𝐲 𝐒𝐫𝐚𝐒𝐬𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐚𝐝𝐲 𝐚𝐦𝐒𝐧’𝐧𝐲 𝐜𝐨𝐯𝐒𝐝-πŸπŸ—
𝐈𝐬𝐒𝐀𝐚 𝐫𝐞𝐑𝐞𝐭𝐫𝐚 𝐦𝐒𝐚𝐫𝐚-𝐦𝐚𝐧𝐝𝐫𝐞𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐜𝐨𝐯𝐒𝐝-πŸπŸ—