Nisitraka ny ยซย Prime exceptionnelle covid-19ย ยป avy amin’ny Filohan’ny Repoblika, Andry RAJOELINA ihany koa ireo mpiasan’ny fahasalamana nandray an-tanana mivantana ny fitsaboana ireo mararin’ny covid-19 tany an-toerana.

Tonga nanolotra sy nizara izany androany, Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RAKOTOVAO Hanitrala Jean Louis.

๐€๐๐ฒ ๐ข๐ซ๐š๐ข๐ฌ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐š๐๐ฒ ๐š๐ฆ๐ข๐ง’๐ง๐ฒ ๐œ๐จ๐ฏ๐ข๐-๐Ÿ๐Ÿ—
๐ˆ๐ฌ๐ข๐ค๐š ๐ซ๐ž๐ก๐ž๐ญ๐ซ๐š ๐ฆ๐ข๐š๐ซ๐š-๐ฆ๐š๐ง๐๐ซ๐ž๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐œ๐จ๐ฏ๐ข๐-๐Ÿ๐Ÿ—