Ny vaksiny dia tsimokaretina na singa avy amin’ilay tsimokaretina nohalefahana ary lasa singa ampidirina amin’ny olona ahafahany mamokatra hery fiarovana.

– Maimaimpoana ny vaksiny
– Natao hisorohana aretina ny vaksiny fa tsy natao hitsaboana
– Mampalefaka ny fivoaran’ny aretina ny vaksiny
– Manapaka ny rojom-pifindran’ny tsimokaretina COVID-19
– Miaro amin’ny trangam-pahasarotana
– Mampitombo sy manamafy ny hery fiarovana.

𝐀𝐧𝐝𝐚𝐨 𝐡𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐯𝐚𝐤𝐬𝐢𝐧𝐲!
𝐈𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚 𝐦𝐢𝐚𝐫𝐚-𝐦𝐚𝐧𝐝𝐫𝐞𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐜𝐨𝐯𝐢𝐝-𝟏𝟗

(𝐂): 𝐒𝐂𝐌/𝐃𝐢𝐫𝐂𝐨𝐦-𝐌𝐒𝐀𝐍𝐏