Ho fampiharana ny toromarika avy amin’ Andriamatoa Filoha Andry RAJOELINA mikasika ny fanarahamaso ny fahasalaman’ireo olona mivezivezy amin’ny alalan’ny zotram-piaramanidina anatiny dia tonga nijery ny fanatanterahana izany teny amin’ny Seranam-piaramanidina Ivato, Andriamatoa Ministra ny fahasalamam-bahoaka androany.

Mandalo fitiliana avokoa ireo mpandeha alohan’ny hiaingana, toy izany koa ireo mpandeha izay tonga. Marihana fa ao anatin’ny 15 minitra fotsiny dia efa fantatra ilay olona na efa nifampikasoka tamin’ny covid-19 na tsia.

Miroso hatrany amin’ny fanatsarร na ny ady amin’ny covid-19 araka izany ny Fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka ary tsy mikely soroka amin’ny fanohizana ny ady na dia efa mihena aza ireo tranga vaovao.

๐ˆ๐ฌ๐ข๐ค๐š ๐ซ๐ž๐ก๐ž๐ญ๐ซ๐š ๐ฆ๐ข๐š๐ซ๐š-๐ฆ๐š๐ง๐๐ซ๐ž๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐œ๐จ๐ฏ๐ข๐-๐Ÿ๐Ÿ—๐’

๐š๐ซ๐ฒ ๐ฌ๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ง๐š๐๐ข๐ก๐š๐๐ข๐š๐ง๐š: ๐’๐‚๐Œ/๐ƒ๐ข๐ซ๐‚๐จ๐ฆ-๐Œ๐’๐€๐๐