Ankoatra ireo Toerana voatokana hanaovam-baksiny dia miisa fito ireo « Vaccinomobile » afaka hanatonanao.

Marihana fa raha mahatratra 20 ny isan’ireo vondron’olona maniry ny hisitraka izao fanaovam-baksiny maimaimpoana izao dia afaka manatona ihany koa ny ekipa « Vaccinomobile ».

Mitondrà Kara-panondrom-pirenena hatrany.

𝐈𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚 𝐦𝐢𝐚𝐫𝐚-𝐦𝐚𝐧𝐝𝐫𝐞𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐜𝐨𝐯𝐢𝐝-𝟏𝟗