ππππβππ π
πππππππ-ππππ ππππππ ππ
πππππ: π
ππ§ππππ§πππ«ππ‘ππ§π π’π«ππ¨ ππ¬π π―π’π§π πππ¦π©ππ§ππ«π¨π¬π¨ππ§π π
ππ«π’ππ«π πππ¬π’π¦π¨.
ππ¨π₯ππ π§ππ«π¨, ππ-ππ ππ¨π§π ππππ
π
π¨π²ππ« ππππ π
πππππππ
SEHATRY NY FAHASALAMANA
Ankoatra ny fandrindram-piterahana maimaimpoana dia CSB miisa 21 sy HΓ΄pitaly Manarapenitra miisa 2 no ho atsanganβny Ministeranβny Fahasalamam-bahoaka ho fampandrosoana ny Faritra Androy sy Anosy.
Anisanβny noresahanβ Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamana ihany koa ny CRNM ao Amboasary izay natao hitiliana sy handraisana an-tanana ireo olona izay tratry ny tsifanjariantsakafo izay mahazo iny faritra atsimonβi Madagasikara iny.
Ny Fitondram-panjakana sy ny Ministeranβny Fahasalamam-bahoaka dia eo akaikinβny vahoaka hatrany ary manao ny ezaka rehetra aminβny fanatsΓ rana ny tolotra ara-pahasalamana omena azy ireo izay miainga aminβny filΓ na avy eny ifotony.
πππ₯π’π«ππ§π¨ πππ‘πππ’π¦π²: π ππ‘ππ¬ππ₯ππ¦ππ§π π‘π¨ ππ§βπ§π² π«ππ‘πππ«π ππ¬π² ππ§ππ―ππ‘ππ§π π¬π¨π€ππ£π’π§-πππ¨π§π
π ππ§πππ’π‘πππ’ππ§π: πππ/ππ’π«ππ¨π¦-πππππ