๐Œ๐€๐‡๐„๐…๐€ ๐Œ๐ˆ๐€๐‘๐€๐Š๐€: ๐๐ˆ๐“๐€๐“๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐ˆ๐‘๐„๐Ž ๐•๐Ž๐Š๐€๐“๐‘๐˜ ๐๐˜ ๐๐€๐ˆ๐Š’๐€๐ƒ๐˜ ๐๐Ž๐•๐Ž๐‹๐€๐•๐Ž๐‹๐€๐ˆ๐๐€ ๐๐„๐๐“๐ˆ๐๐€ ๐๐€๐Œ๐๐ˆ๐‘๐Ž๐๐Ž๐‘๐Ž๐๐Ž๐€๐๐€ ๐๐˜ ๐…๐€๐‡๐€๐’๐€๐‹๐€๐Œ๐€๐๐€ ๐„๐๐˜ ๐ˆ๐…๐Ž๐“๐Ž๐

Nifarana tamin’ity taona 2021 ity ny tetikasa Mahefa Miaraka izay novatsian’ny USAID vola.
Ny Talata 22 jona 2021 no nanehoan’izy ireo ny zava-bita teo amin’ny sehatry ny fanatsarร na ny fahasalamana ifotony. Fivoriana izay notanterahana tao amin’ny Carlton Anosy niarahana tamin’ireo solon-tena isan-tsokajiny avy amin’ny Tetikasa Mahefa Miaraka, USAID, ny JSI ary ny Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka.

Nifantoka tamin’ny fizarana ny vokatry ny fanadihadiana mahakasika ny fampiasana teknolojia ยซย RVIย ยป na ยซย Rรฉponse Vocale Interactiveย ยป sy ny paik’ady ยซย Ankohonana modelyย ยป sy ยซย Ankohonana mpiahyย ยป ny fivoriana.

Tamin’ny alalan’ny teknolojia ยซย ย ยปRVI , fiaraha-miasa amin’ny orinasa Viamo no nahafahan’ny Tetikasa Mahefa Miaraka nampiofana ireo mpanentana ara-pahasalamana, ireo sefom-pokontany, ary ireo tompon’andraikitra eny anivon’ny CSB2 nandritra ny valanaretina Covid-19. Tsapa fa mivoatra ny ยซย indicateurย ยป fahasalamana ho an’ireo kaominina izay nisitraka ny paik’ady hoy hatrany izy ireo.

Ny tetikasa Mahefa Miaraka no mifarana hatreo fa ny paik’ady izay novolavolaina nentina nampiroboroboana ny fahasalamana eny ifotony kosa dia mitohy hatrany amin’ny alalan’ireo Mpisehatra ara-pahasalamana eny ifotony sy ny Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka.

———-

Le projet Mahefa Miaraka financรฉ par l’USAID est arrivรฉ ร  son รฉchรฉance cette annรฉe. Ce 22 juin 2021, a eu lieu la Rรฉunion de partage sur la rรฉponse vocale tรฉlรฉphonique au service des acteurs communautaires et sur l’approche mรฉnage modรจle et mรฉnage parrain. Une rรฉunion qui s’est tenue au Carlton Anosy avec les reprรฉsentants du projet Mahefa Miaraka, USAID, JSI et le Ministรจre de la Santรฉ Publique.

C’est grรขce ร  la technologie RVI ou Rรฉponse Vocale Interactive, un partenariat avec Viamo que le projet Mahefa Miaraka a pu former les agents communautaires, les leaders communautaires tels que les chefs Fokontany et Chefs CSB2 pendant l’รฉpidรฉmie de Covid-19.On estime que les ยซ indicateurs de santรฉ ยป s’amรฉliorent pour les communes qui ont bรฉnรฉficiรฉ de la stratรฉgie, ont-ils dรฉclarรฉ.

Le projet Mahefa Miaraka touche ร  sa fin, mais les stratรฉgies qui ont รฉtรฉ dรฉveloppรฉes pour promouvoir la santรฉ de base se poursuivent ร  travers les acteurs communautaires et le Ministรจre de la Santรฉ publique.