Ankalazaina androany 28 Jolay ny andro manerantany hiadiana amin’ny « Hepatite », lohahevitra amin’izany « tsy afa-miandry ny hepatita »
Manasa anao hanaraka ny fanambaranan ’ Andriamatoa Minisitrin’ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RAKOTOVAO HANITRALA Jean Louis.