COVID-19: ANTONTAN’ISA NY 27 JOLAY 2021

⭕️Isan’ny nanaovana fitiliana: 1063

⚠️Tranga vaovao: 08
02 Analamanga
06 Matsiatra Ambony

✅Sitrana: 25
⚠️Tranga misy fahasarotana: 30
⚠️Namoy ny ainy: 01