๐€๐ค๐จ๐ง’๐ง๐ฒ ๐…๐€๐๐Ž๐Š๐€๐…๐€๐๐€ ๐“๐€๐Œ๐ˆ๐’๐๐˜ ๐…๐Ž๐Œ๐๐€ ๐Ž๐…๐ˆ๐’๐ˆ๐€๐‹๐˜ ๐๐˜ ๐…๐€๐• ๐๐Ž๐‹๐ˆ๐Ž ๐€๐๐ƒ๐ˆ๐€๐๐˜ ๐…๐€๐‡๐€-๐Ÿ๐Ÿ•

๐€๐ง๐๐ซ๐š๐ง๐จ๐ฆ๐š๐ง๐ž๐ฅ๐š๐ญ๐ซ๐š-๐€๐ง๐ญ๐ฌ๐ข๐ซ๐š๐›๐ž ๐Ÿ

Notanterahana tao amin’ny kaominina ambanivohitra Andranomanelatra, distrikan’Antsirabe II ny 3 aogositra 2021 ny fanombohana ofisialy ny hetsika Fanamafisana ny Andronโ€™ny Vaksiny miaro amin’ny lefakozatra na FAV polio andiany faha 17 sy ny famitana ireo andiam-baksiny tsy vita. Ny distrika rehetra aminโ€™ireto faritra 15 manaraka ireto no hanatanterahana izany : Analamanga, Amoronโ€™I Mania, Atsinanana, Analanjirofo, Anรดsy, Androy, Atsimo Atsinanana, Atsimo Andrefana, Boeny, Haute Matsiatra, Ihorombe, Melaky, Menabe, Vatovavy Fitovinany ary Vakinakaratra.

Hetsika manomboka ny faha 4 hatramin’ny 6 aogositra ka ireo zaza latsaky ny 5 taona no hisitraka izany. Eny anivon’ny Tobimpahasalamana, isan-tokantrano, ary eny amin’ireo toerana voatokana no hanatanterahana izany.

Ilaina izao famerimberenana matetika ny fanaovam-baksiny izao ahazoana manapaka ny rojom-pifindranโ€™ny aretina polio sy mampiakatra ny hery fiarovana efa anananโ€™ny zaza ary indrindra koa mamongotra tanteraka ny lefakozatra eto Madagasikara.

โ€œHiara-handray andraikitra isika hisakana ny fiverenanโ€™ny aretina polioย ยป, no lohahevitra hovoizina mandritra ity andiany ity.

Manoloana izany indrindra, vaindohan-draharaha ny fiaraha-mientan’ny tsirairay ahazoana mampiakatra ny tahan’ny fanaovam-baksiny.

——————-

La commune rurale d’Andranomanelatra, district d’Antsirabe II a accueilli le lancement officiel de la 17รจme campagne de vaccination contre la poliomyรฉlite, couplรฉe au rattrapage vaccinal ce mardi 3 aoรปt 2021.

Les enfants รขgรฉs de 0 ร  59 mois seront les principales cibles de cette campagne de vaccination qui s’รฉtendra du 4 au 6 aoรปt 2021 dans les 85 districts des rรฉgions Analamanga, Amoronโ€™I Mania, Atsinanana, Analanjirofo, Anรดsy, Androy, Atsimo Atsinanana, Atsimo Andrefana, Boeny, Haute Matsiatra, Ihorombe, Melaky, Menabe, Vatovavy Fitovinany et Vakinakaratra.

Les mobilisateurs ainsi que les vaccinateurs visiteront chaque foyer afin que chaque cible soit repรฉrรฉe et vaccinรฉe. Par ailleurs, les prestations vaccinales se feront รฉgalement au niveau des Centres de Santรฉ, des marchรฉs, des gares routiรจres, et de certains endroits publics.

La rรฉpรฉtition de la vaccination est indispensable afin d’interrompre la chaรฎne de transmission du poliovirus et de renforcer lโ€™immunitรฉ de nos enfants, en vue de lโ€™รฉradication effective de la maladie dans tout le territoire malagasy.

โ€œHiara-handray andraikitra isika hisakana ny fiverenanโ€™ny aretina polioย ยป, tel est le thรจme choisi pour cette 17รจ รฉdition.