Notoloran’ny Fitondram-panjakana, amin’ny alร lan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ny Mpiaramiombonantoka aminy ยซย ambulance mรฉdicalisรฉeย ยป ny Chrd Andranomanelatra, Antsirabe II.

Tombony lehibe ho an’ny vahoaka ao an-toerana ny fahazoana izany hanamorana ny famonjena sy ny fandraisana an-tร nana ireo maratra raha misy loza tampoka ary indrindra koa hanamorana ny fitaterana ireo marary mila fitsaboana haingana any amin’ny toeram-pitsaboana hafa.

———-

Le CHRD 2 Andranomanelatra, Antsirabe II a รฉtรฉ dotรฉ d’une ambulance mรฉdicalisรฉe afin de prendre en charge urgemment les personnes blessรฉes en cas d’accident et รฉgalement d’assurer l’รฉvacuation des malades.