VAOVAO DRSP DIANA

Mendrika foto-drafitrasa tsara sy vaovao ny vahoaka Malagasy, isan’ireo laharam-pahamehan’ny Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka izany ankehitriny. Araka izany, notokanana tamin’ny fomba ofisialy ny tranobe vaovao ao amin’ny CSB Betsiaka, Distrika Ambilobe. Foto-drafitrasa izay novatsian’ny Kaominina Ambanivohitra Betsiaka vola. Ny fanitarana sy ny asa fanarenana ary ireo fitaovana nampiasaina kosa dia niandraketan’ny Madagold avokoa.

————————-
La population Malagasy mérite de bonnes et nouvelles infrastructures, ce qui est l’une des priorités du Ministère de la Santé publique. De ce fait, le nouveau bâtiment du CSB Betsiaka, district d’Ambilobe a été officiellement inauguré. Une infrastructure financée par la Commune rurale de Betsiaka. Les travaux d’extension et de réhabilitation ainsi que les équipements utilisés ont tous été pris en charge par Madagold.

Sary sy fampitam-baovao: DRSP DIANA