Migadona eto amin’ny Distrikan’ny Vatomandry ny caravane médicale.
Nafana tanteraka ny fandraisana ny fiara bé miaraka amin’ny fitaovana raitra hanolotra ny fahasalamana ho an’ny rehetra.
Nanomboka avy hatrany ny fikaonan-doha hanamasana ny hetsika ho amin’ny rahampitso izay niarahana tamin’ireo tompon’andraikitra ambony teto an-toerana.

Tatitra: SCM/DIRCOM/Msanp