Ny Kaominina Ambanivohitra Antetezambaro no nisitraka ny tolotra ara-pahasalamana androany faha 10 septambra 2021 ny « Caravane médicale » andiany fahatelo taty amin’ny distrikan’i Toamasina II.
Vonona hatrany hanohana ny hetsika mipaka mivantana amin’ny vahoaka ireo mpiara-miombonantoka niara niasa tamin’ny Fitaleavana misahana ny Sosialy sy ny Politika na ny « DASP » eo anivon’ny Fiadidiana ny Repoblika sy ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka.

Tatitra an-tsary: SCM/DIRCOM/MSANP