Notokanana ny Asabotsy 11 septambra 2021 lasa teo ny Hopitaly lehibe Saint Jean Paul II ao Mahajanga.

Tonga nanatrika sy nanome voninahitra izany Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo.

#Velirano_fahadimy
#Fahasalamana_ho_an_ny_rehetra_tsy_anavahana_sokajin_taona.

SCM/DirCom-MSANP