Nisy ny fihaonana teo amin’ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo sy ny Talen’ny Institut Pasteur vaovao Dr. Philippe DUSSART androany Talata 14 septambra 2021. Tsiahivina fa ny 1 septambra lasa teo i Dr Philippe DUSSART no nandray ny toerana maha Tale azy, ary vonona hatrany hanohy sy hanatsara ny fiaraha-miasa efa misy eo amin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ny Institut Pasteur de Madagascar. Izay fanatsarana ny fomba fiasa izay no isan’ireo tsipika nisongadina noresahana nandritra ity fihaonana androany maraina ity.
———————–
le Ministre de la Santé Publique, Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo a reçu ce jour dans son bureau à Ambohidahy le Dr Philippe DUSSART, nouveau Directeur de l’Institut Pasteur de Madagascar en poste depuis le 1er Septembre 2021. L’institut Pasteur de Madagascar entretient une étroite collaboration avec le Ministère de la Santé Publique depuis des années. Parmi les grandes lignes discutées lors de cette rencontre figure le renforcement de cette collaboration.