.

Ny hetsika ยซ Caravane mรฉdicale ยป izay anisanโ€™ny paikโ€™ady hahatrarana ny Velirano faha-5 ny Filoham-pirenena, dia mitondra ny fitsaboana manakaiky vahoaka hiarahana aminโ€™ny DASP na Direction des Affaires Sociales et Politiques, ny Ministeranโ€™ny Fahasalamana miaraka aminโ€™ireo mpiaramombonantoka maro.
Fahombiazana no azo hamaritana iny hetsika andiany faha-3 iny satria dia mihoatra lavitra ny tanjona napetraka ireo vahoaka nisitraka ireo tolotra ara-pahasalamana izay nanomboka tao Moramanga ka nifarana tao Foulpointe.
Tolotra izay nahitana fizahana sy fitsaboana ary hisy koa ny fanaraha-maso eny anivonโ€™ireo CSB aorianโ€™ny fandalovanโ€™ny ekipa medikaly:
– Fahasalaman’ny saina
– Fahasalamana @ankapobeny
– Fanalร na sy fitsaboana nify
– Fahasalamana ara-pananahana, fandrindrana fiterahana
– Fanomezan-drร  sy fijerena sokajin-dra
– ร‰chographie
– Fitarafana radio
– Fitiliana diabeta,
– Fitiliana IST sy VIH
– Fitiliana sy fandraisana an-tร nana ny fahasembanana @molotra na ny lanilany
– Fahasalaman’ny maso,
– Fahasalamanโ€™ny sofina
– Fizarana insuline sy glucometre ho an’izay voan’ny diabeta.

Marihina fa maimaimpoana avokoa ireo tolotra rehetra.

Tsy tontosa izany raha tsy niara-nisalaha ny rehetra ary raha tsy teo ihany koa ny vahoaka izay nametraka ny fitokisany taminโ€™ny mpiasanโ€™ny fahasalamana sy ireo mpiaramombonantoka.
Koa eto dia hisaorana ireo rehetra nahatoto nahandro nahamasaka iny hetsika goavana nisy fihatraikany amin โ€˜ny fahasalamam-bahoaka iny.
Eo ny Mpiasanโ€™ny fahasalamana izay nanolo-tena, eo ny Mpiaramombonantoka rehetra izay tsy ho voatanisa eto avokoa noho ny hamarony, eo ny manampahefร na rehetra taminโ€™ireo toerana nolalovanโ€™ny caravane, fa indrindra ny fitondram-panjakana izay nametraka ho lohalaharana ny fahasalamana ho anโ€™ny rehetra ary tsy hanavahana sokajy taona.
Iriana noho izany ny fitohizanโ€™ny hetsika toy izao.

Sary: angona