FAMPIROBOROBOANA NY FAHASALAMANA

Notanterahana tao amin’ny Carlton Madagascar omaly Zoma 17 septambra 2021 ny fampahafantarana ny ยซย plan de communication pour la promotion des comportements sains en matiรจre d’ intrants de santรฉย ยป sy ny fifanaovan-tsonia mikasika ny fanamafisana ny fahaizan’ireo mpiantsehetra hanatanteraka izany, izay iarahana amin’ny USAID IMPACT.

SCM/DirCom-MSANP