Anisan’ny fanamby napetraky ny fitondram-panjakana ny hampisitraka fitaovana manaraka ny fenitra ny tobim-pahasalamana rehetra isan-tsokajiny manerana ny Nosy. Araka izany, nisy ny fanolorana tamin’ny fomba ofisialy ireo kojakoka medikaly sy fitaovana ara-teknika avy amin’ny OMS ho an’ny CVSF Nosy Be. Ny Tale misahana ny fisorohana ny fahasalamana eto anivon’ny Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ny solon-tena avy amin’ny OMS no nanatrika izao fampitaovana izao.

————————————-

Le gouvernement actuel s’est fixรฉ pour objectif de fournir des รฉquipements mรฉdicaux de haute qualitรฉ ร  tous les centres de santรฉ de toutes catรฉgories de l’รฎle. Ainsi, en prรฉsence du Directeur Gรฉnรฉral de la Mรฉdecine Prรฉventive et de l’รฉquipe de l’OMS, l’OMS a officiellement remis les intrants et matรฉriels techniques en guise de don pour le CVSF Nosy Be.

Sary sy loharanom-baovao: DRSP DIANA