Manafaingana hatrany ny fomba fiasa ny Minisiteranโ€™ny Fahasalamam-bahoaka ankehitriny ao anatinโ€™ny fanatanterahana ny Velirano Fahadimy : ยซ fahasalamana ho anโ€™ny daholobe tsy anavahana sokajin-taona ยป. Nisy ny fivoriana izay niarahana taminโ€™ireo Mpiara-miombonโ€™antoka ny 20 septambra lasa teo ho fanomanana ny ยซ Latabatra boribory ยป mahakasika ny fandrindrana fiainam-pianakaviana izay ho tanterahana rahampitso Talata 28 septambra eny Ivandry.
Nisy ihany koa ny fidinana ifotony izay notanterahanโ€™ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo tany aminโ€™ny tapany Atsimonโ€™i Madagasikara niarahana taminโ€™ny Praiminisitra Lehibenโ€™ny governemanta Ntsay Christian, nanara-maso ny asa fananganana ny toby fanarenana ara-tsakafo sy ara-pahasalamana ao Amboasary sy Ambovombe.
Ankoatrโ€™izay, fiaraha-miasa avy aminโ€™ny governemanta sinoa, ary ho fanamafisana hatrany ny ady aminโ€™ny valanaretina Covid-19, dia efa tonga eto Madagasikara ireo vaksiny Sinopharm 300.000 fatra.
Nampahafantarina nandritra ny fananganan-tsaina androany ny Talenโ€™ny Kabinetra vaovao eto anivonโ€™ny Minisiteranโ€™ny Fahasalamam-bahoaka dia i Dr ANDRIAMANANTENA Onivelo Gabhy. Tontosa ny 24 Septambra lasa teo ny fifamindram-pitantana teo aminy sy ny Talenโ€™ny Kabinetra teo aloha.
Manoloana ny lozam-pifamoivoizana izay nitranga ny alinโ€™ny Sabotsy lasa teo tany aminโ€™ny Distrika Ambohimasoa dia miara-ory aminโ€™ireo niharam-boina ny fianakaviam-benโ€™ny Minisiteranโ€™ny Fahasalamam-bahoaka, iray minitra fahanginana no nentina nanamarihana izany io maraina io.
————
Le Ministรจre de la Santรฉ publique accรฉlรจre la mise en ล“uvre du cinquiรจme point du Velirano prรฉsidentiel : ยซ La santรฉ pour tous, ร  tout รขgeยป. Une rรฉunion s’est tenue avec les partenaires techniques et financiers le 20 septembre pour prรฉparer la ยซ table ronde ยป sur la planification familiale qui se tiendra demain, mardi 28 septembre ร  Ivandry. Le Ministre de la Santรฉ Publique Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo et le Chef du Gouvernement, Premier Ministre Ntsay Christian ont supervisรฉ et observรฉ la construction du Centre de Rรฉhabilitation Nutritionnelle et Mรฉdicale d’Amboasary et Ambovombe.
Par ailleurs, en collaboration avec le gouvernement chinois, et pour renforcer encore la lutte contre l’รฉpidรฉmie de Covid-19, 300 000 doses de vaccin Sinopharm sont arrivรฉes ร  Madagascar.
Le nouveau Directeur de cabinet du Ministรจre de la Santรฉ publique, le Dr ANDRIAMANANTENA Onivelo Gabhy, a รฉtรฉ annoncรฉe lors de la cรฉrรฉmonie de levรฉe du drapeau d’aujourd’hui. La passation de pouvoir entre elle et l’ancien directeur du cabinet a eu lieu le 24 septembre.
Aprรจs l’accident survenu dans le district d’Ambohimasoa samedi soir dernier, la grande famille du Ministรจre de la Santรฉ publique a exprimรฉ ses condolรฉances aux victimes, une minute de silence a รฉtรฉ observรฉe en leur honneur ce matin.