๐๐ž๐ญ๐ซ๐จ๐ค๐š, ๐ŸŽ๐Ÿ’ ๐จ๐ค๐ญ๐จ๐›๐ซ๐š ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ
Mitohy hatrany ny ezaka ataon’ny Fitondram-panjakana ankehitriny amin’ny alalan’ny Ministeran’ny fahasalamam-bahoaka, amin’ny fanatsร rana ny kalitaon’ny tolotra ara-pahasalamana omena ny vahoaka, na aiza na aiza misy azy eto Madagasikara.
Nahazo ยซย Ambulance mรฉdicalisรฉeย ยป vaovao ny CHRB Betroka rehefa tsy nanana izany nandritra ny taona maro.
Ho afa-pahasahiranana araka izany ireo vahoaka ao amin’ny Distrikan’ i Betroka sy ny kaomina manodidina azy, amin’izao fahazoan’ny Hopitaly fiara mpitondra marary vaovao izao, izay manampy betsaka tokoa amin’ny fitaterana ireo marary mila manatona Tobim-pahasalamana haingana.
๐Ÿ“ธ: CHRD Betroka