Ny Zoma 1 oktobra 2021, nandritra ny fitsidihanโ€™ny Filoham-pirenena mivady sy ny delegasiona notarihiny, ny tany amin’ny Faritra Atsimo, no nitokanana taminโ€™ny Fomba รดfisialy ny CSB II Manarapenitra Maroalopoty, ao aminโ€™ny distrikan’ny Ambovombe, Faritra Androy.
Ezaka ataonโ€™ny Ministeranโ€™ny Fahasalamam-bahoaka, mba hahazoanโ€™ny vahoaka misitraka tolotra ara-pahasalamana tsara kalitao, no nahazoana izao fotodrafitrasa vaovao izao, tafiditra indrindra amin’ny fanatanterahana ny Velirano fahadimin’ny Filoham-pirenena taminโ€™ny vahoaka Malagasy: ยซย Fahasalamana ho an’ny rehetra, tsy anavahana sokajin-taonaย ยป.
Vahoaka maro ao anatin’ireo fokontany 72 mandrafitra ny kaominina Maroloapoty no hisitraka tombontsoa mivantana vokatry ny fahazoana izao fotodrafitrasa manarapenitra izao. Ahitana efitra valo sy fitaovana vaovao ary ยซย panneauย ยป mandeha amin’ny herin’ny masoandro ity CSB II vaovao ity, fampanentanana nataon’ny Filoham-pirenena tamin’ny vahoaka tamin’ny taon-dasa.
Notokanana nandritra izany ihany koa ny toeram-ponenana ho an’ny ยซย chef CSBย ยป sy ny mpiara-miasa aminy. Tonga nanotrona izany fotoan-dehibe izany ny Ministry ny Fahasalamam-bahoaka Pr Zely Arivelo RANDRIAMANANTANY, ny Solontena maharitry ny OMS eto Madagasikara, ny Governoran’ny Faritra Androy, ary ireo olo-manan-kaja maro any an-toerana.
——-
๐ƒ๐ˆ๐’๐“๐‘๐ˆ๐‚๐“ ๐ƒโ€™๐€๐Œ๐๐Ž๐•๐Ž๐Œ๐๐„ : ๐”๐ ๐‚๐’๐ ๐ˆ๐ˆ ๐Œ๐€๐๐€๐‘๐€๐๐„๐๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐…๐‹๐€๐Œ๐๐€๐๐“ ๐๐„๐”๐… ๐๐Ž๐”๐‘ ๐Œ๐€๐‘๐Ž๐€๐‹๐Ž๐๐Ž๐“๐˜
La commune de Maroalopoty, dans le district dโ€™Ambovombe, Rรฉgion Androy, dispose dorรฉnavant dโ€™un tout nouveau CSB II Manarapenitra, inaugurรฉ le 1er octobre 2021 par le Prรฉsident de la Rรฉpublique, lors de sa descente dans la partie Sud de Madagascar.
Cette nouvelle infrastructure entre dans le cadre de la rรฉalisation du ยซ Velirano ยป prรฉsidentiel : ยซ La santรฉ pour tous et ร  tout รขge ยป. En effet, afin de faciliter lโ€™accรจs de la population malagasy ร  des services de santรฉ de qualitรฉ, le Ministรจre de la Santรฉ publique inscrit parmi ses prioritรฉs l’amรฉlioration des infrastructures sanitaires existantes, et la construction de nouvelles infrastructures.
Les habitants des 72 fokontany de la commune de Maroalopoty seront les principaux bรฉnรฉficiaires de ce nouveau CSB II Manarapenitra, qui dispose de huit salles dotรฉes de nouveaux รฉquipements mรฉdicaux et alimentรฉs par une source dโ€™รฉnergie solaire. Des logements destinรฉs au ยซ chef CSB ยป et ร  son รฉquipe ont รฉgalement รฉtรฉ inaugurรฉs dans la foulรฉe.
Ont รฉtรฉ prรฉsents ร  cet รฉvรฉnement majeur pour la santรฉ publique, le Ministre de la Santรฉ Publique, Pr Zely Arivelo RANDRIAMANANTANY, le Reprรฉsentant Rรฉsident de l’OMS ร  Madagascar, le Gouverneur de la Rรฉgion Androy ainsi que des autoritรฉs locales.
SCM/DIRCOM-MSANP