๐Ÿฅ Ny CHU Andohatapenaka dia mikarakara VARAVARANA MISOKATRA hanasana antsika rehetra ny 19 sy 20 oktobra 2021 ho avy izao, manomboka aminโ€™ny 8 ora maraina hatraminโ€™ny 4 ora hariva.
๐Ÿ“ฃ๐Ÿ’ฌHisy FAMPIRATIANA ireo tolotra misy eo anivonโ€™ny hopitaly ary FIZAHAM-PAHASALAMANA MAIMAIMPOANA atao aminโ€™io fotoana io mikasika ny:
๐Ÿ”ธMaso
๐Ÿ”ธOrona,sofina,tenda
๐Ÿ”ธAti-vava
๐Ÿ”ธVonjy Aina
๐Ÿ”ธFisafoana sy fiterahana ary aretinโ€™ny vehivavy
๐Ÿ”ธFamelomanโ€™aina
๐Ÿ”ธFandidiana
๐Ÿ”ธFizahana faobe.
Loharanom-baovao: PF Com – CHU Andohatapenaka