โœ…Ho famanafisana hatrany ny ady aminโ€™ny Covid-19, dia novatsiana fitaovana GENEXPERT ny Tobim-pahasalamana miankina aminโ€™ny Fanjakana, sy toeram-pitiliana miisa 50 eto Madagasikara, indrindra ireo eny anivonโ€™ny Faritra.
โœ…Ny 30 aminโ€™ireo fitaovana vaovao ireo no efa tonga eny ifotony, ka isanโ€™izany ny
– CHU Tambohobe Fianarantsoa
– Hopitaly Manarapenitra Toliara
– CHR Tolagnaro
– CHD Morondava
– Hopitaly Manarapenitra Mahajanga
– CHRR Antsohihy
– CHRR Maevatanana
– CHU Tanambao Atsiranana
– CHRR Ambatondrazaka
– CHD Moramanga
– CHRR Fรฉnรฉrive Est
– CHD Sainte Marie
– CHR Manakara
– Laboratoire CHRR Ihosy
– Laboratoire CHRD Maintirano
– CHRR Miarinarivo
– CHRR Antsirabe
– CHRR Farafangana
– CHRR Ambovombe Androy
– CHRR Bongolava
– DAT Hopitalikely Toamasina
– CHRR Ambositra
– CHRR Sambava
โœ…Ezaka lehibe ataonโ€™ny Fitondram-panjakana, aminโ€™ny alalanโ€™ny Ministeranโ€™ny Fahasalamam-bahoaka, ny fampitaovana ny tobim-pahasalamana miankina aminโ€™ny Fanjakana, ho fanamafisana ny rafitra misahana ny Fahasalamana, sy iadiana aminโ€™ny aminโ€™ny valanaretina Covid-19. Ezaka tafiditra anatinโ€™ny fanatanterahana ny Velirano Fahadimy nataonโ€™ny Filohanโ€™ny Repoblika Andry RAJOELINA : โ€œ๐—™๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜€๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ฟ๐—ฒ๐—ต๐—ฒ๐˜๐—ฟ๐—ฎ, ๐˜๐˜€๐˜† ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜€๐—ผ๐—ธ๐—ฎ๐—ท๐—ถ๐—ป-๐˜๐—ฎ๐—ผ๐—ป๐—ฎโ€.
๐Ÿ‘Nifanome tanana taminโ€™ny fitondram-panjakana ka nahazoana izao fitaovam-pitiliana vaovao izao ny Banky Iraisam-pirenena.
โœ…Maro ny aretina afaka tiliana aminโ€™ny alalanโ€™ireto fitaovana GENEXPERT vaovao ireto, ankoatra ny COVID-19. Ny mponina misitraka ny tolotra ara-pahasalamana eny anivonโ€™ny faritra no hahazo tombony voalohany aminโ€™ny fananana ireo fitaovana ireo, satria ho vita eny ifotony ihany ny fitiliana, ka tsy handeha lavitra intsony izy ireo.
โ€œ๐—™๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜€๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ฟ๐—ฒ๐—ต๐—ฒ๐˜๐—ฟ๐—ฎ, ๐˜๐˜€๐˜† ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜€๐—ผ๐—ธ๐—ฎ๐—ท๐—ถ๐—ป-๐˜๐—ฎ๐—ผ๐—ป๐—ฎโ€.