๐Ÿ‘Vahoaka maro no tonga namaly ny antso nandritra ny andro voalohany omaly 19 oktobra 2021, nahitร na tolotra ara-pahasalamana maro karazana sy maimaimpoana, ary fampisehoana ireo fomba fiasa eo anivonโ€™ny Hรดpitaly.
โœ…Tonga nanokatra ny fotoana taminโ€™ny fomba รดfisialy teny an-toerana ny Tale Jeneraly misahana ny famatsiana ara-pahasalamana, ny Dr RAZAFIMAHATRATRA Rado, izay nisolo tena ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, ny Pr RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo, notroninโ€™ireo Tale Mpitantana sy mpiara-miasa rehetra eo anivonโ€™ny Hรดpitaly.
โœ…Miditra aminโ€™ny andro faharoa sady farany ny hetsika anio, ka hampiavaka izany ny fisianโ€™ny tolotra mikasika ny fiomanana aminโ€™ny fiterahana na ยซ prรฉparation ร  lโ€™accouchement ยป.
๐Ÿ‘Fitsaboana manakaiky vahoaka, azo tsapain-tanana tahaka ny hetsika toy izao, no ezaka ataonโ€™ny Fitondram-panjakana, aminโ€™ny alalanโ€™ny Ministeranโ€™ny Fahasalamam-bahoaka, sy ireo mpiaramiombonantoka aminy, aminโ€™ny fanatanterahana ny Velirano fahadimy dia ny hanomezana fahasalamana ho anโ€™ny rehetra, ary tsy anavahana sokajin-taona, araka ny toromarika avy aminโ€™ny Filohanโ€™ny Repoblika Andry RAJOELINA.
SCM/DIRCOM-MSANP