โœ…Mitohy ny fampitaovana sy ny fanatsarana ireo Tobimpahasalamana miankina amin’ny fanjakana manerana ny Nosy ho fanolorana tolotra tsara kalitao sy mendrika ho an’ny vahoaka eny Ifotony. Anisan’ireo nisitraka izany ny Laboratoara ao amin’ny CHRR Ambatondrazaka izay nahazo ยซ centrifugeuse, microscope, refrigรฉrateur ยป vaovao.
โœ…Nohavaozina ihany koa ny lalana mampifandray ny toeram-pandidiana sy ireo sampandraharaha hafa ary ny toeram-pidiovana sy ny toeram-pivoahana.
โœ…Ireo vola niditra taminโ€™ny Laboratoara sy ny ยซ hebergement ยป no nahafahana nanatanteraka izao fanavaozana sy fampitaovana izao.
Fampitam-baovao: CHRR Ambatondrazaka