๐—ก๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—น๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—น๐—ผ๐˜‡๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ถ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ผ๐—ถ๐˜ƒ๐—ผ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐—ถ๐˜€๐—ฒ๐—ต๐—ผ ๐—ผ๐—บ๐—ฎ๐—น๐˜† ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜ƒ๐—ฎ ๐˜๐—ฎ๐—ผ ๐— ๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ๐˜ƒ๐—ผ๐—ฎ๐˜† ๐— ๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ฎ, ๐—ฅ๐—ก ๐Ÿฐ๐Ÿฐ ๐๐ข๐š ๐ง๐š๐ง๐๐ซ๐š๐ฒ ๐š๐ง๐๐ซ๐š๐ข๐ค๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐š๐ฏ๐ฒ ๐ก๐š๐ญ๐ซ๐š๐ง๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐— ๐—ถ๐—ป๐—ถ๐˜€๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—™๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜€๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—บ-๐—ฏ๐—ฎ๐—ต๐—ผ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐˜๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ยซ ๐—™๐—ผ๐—ป๐—ฑ๐˜€ ๐—ฑโ€™๐˜‚๐—ฟ๐—ด๐—ฒ๐—ป๐—ฐ๐—ฒ ยป ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐˜† ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ผ ๐—ป๐—ฎ๐—ฝ๐—ฒ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ’ ๐—”๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ถ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐˜๐—ผ๐—ฎ ๐—™๐—ถ๐—น๐—ผ๐—ต๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ฅ๐—ฒ๐—ฝ๐—ผ๐—ฏ๐—น๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—”๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐˜† ๐—ฅ๐—”๐—๐—ข๐—˜๐—Ÿ๐—œ๐—ก๐—” ๐—ป๐˜† ๐—ต๐—ฒ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ ๐—น๐—ฎ๐˜€๐—ฎ ๐˜๐—ฒ๐—ผ.
โญ•19 no isanโ€™ireo naratra noraisina an-tanana tao aminโ€™ny CHRD Moramanga, 05 no namoy ny ainy, 06 nalefa niakatra namonjy ny CHUJRA Antananarivo, 05 manaraka fitsaboana ao aminโ€™ny sampandraharaha misahana ny fandidiana, ny 03 narahamaso tao aminโ€™ny sampandraharaha misahana ny Vonjy Aina ary efa nivoaka raha ny vaovao voaray avy amin’ny Lehiben’ny CHRD Moramanga izao maraina izao.
โœNentina namonjy ny Hopitaly ihany koa ireo olona 03 hafa namoy ny ainy teo aminโ€™ny toerana nisehoanโ€™ny loza.
๐ŸฅMiisa 05 ireo maratra mbola manaraka fitsaboana ao an-toerana raha ny fampitam-baovao voaray hatrany ary efa mihatsara avokoa ny toe-pahasalaman’ izy ireo.
โญ•Ny Ministeranโ€™ny Fahasalamam-bahoaka dia miondrika am-panajana sy mitondra ny teny fankaherezana ho anโ€™ny fianakavianโ€™ireo namoy ny ainy tamin’iny lozam-pifamoivoizana iny ary mirary fahasitranana haingana ho anโ€™ireo maratra izay mbola manaraka fitsaboana.
SCM/DIRCOM-MSANP