MAHAJANGA, ๐—ญ๐—ผ๐—บ๐—ฎ ๐Ÿฎ๐Ÿฎ ๐—ผ๐—ธ๐˜๐—ผ๐—ฏ๐—ฟ๐—ฎ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿญ I
Fararanon-danonana ny tao an-drenivohitry ny Faritra Boeny androany. Notanterahana teo anivonโ€™ny Fitaleavam-paritry ny Fahasalamana taminโ€™ity andro anio ity ny fankalazana ny iray volanโ€™ny Fahasalamanโ€™ny saina izay mitondra ny lohahevitra hoe : โ€œ๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ท๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐˜‡๐—ผโ€ sy ny Andro manerantany ho anโ€™ny fahitana araka ny lohahevitra hoe : โ€œ๐—ง๐—ถ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ผ ๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐˜€๐—ผ๐—ป๐—ฎ๐—ผโ€.
โœ…Nisolo tena ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka ny Talen’ny Kabinetra, ny Dr ANDRIAMANANTENA Onivelo Gabhy. Tonga nanome voninahitra ny lanonam-pankalazana ny Filoha lefitry ny Antenimieram-pirenena, RAHANTANIRINA Lalao, sy ny Prรฉfet n’i Mahajanga, RAVELOMAHAY Lahiniaina Fitiavana.
โœ…Nanamafy Ramatoa Talen’ny Kabinetra nandritra ny lahateny nataony fa ยซย Ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka dia manatanteraka ny VELIRANO FAHADIMY izay nataon’ny Filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA tamin’ny vahoaka Malagasy izay ahitana tolotra ara-pahasalamana maro ary manao tohi-vakana ankehitrinyย ยป.
โœ…Vahoaka maro no tonga nisitraka ity hetsika fitsaboana MAIMAIMPOANA manakaiky vahoaka izay notanterahina androany ity izay nahitana fizaham-pahasalamana ankapobeny, fitiliana sy fizahana maso, fitiliana diabeta, fitiliana ny fahasalamanโ€™ny ativava ary fitiliana ny fahasalamanโ€™ny saina izay marihana fa maimaimpoana avokoa.
โœ…Ny Fiadidiana ny Repoblika aminโ€™ny alร lanโ€™ny DASP (Direction des Affaires Sociales et Pรดlitiques) sy ny Ministeranโ€™ny Fahasalamam-bahoaka ary ireo mpiaramiombonantoka aminy rehetra no nifanohana sy nifanome tร nana taminโ€™ny fanatontosana ireo fankalazana roa sosona ireo.
๐—™๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜€๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ป’๐—ป๐˜† ๐—ฟ๐—ฒ๐—ต๐—ฒ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐˜๐˜€๐˜† ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜€๐—ผ๐—ธ๐—ฎ๐—ท๐—ถ๐—ป-๐˜๐—ฎ๐—ผ๐—ป๐—ฎ.
SCM/DIRCOM-MSANP