โœ…Fanoitra iankinanโ€™ny fampandrosoana ny fahasalamana. Aman’ arivony maro ireo olona nisitraka ny tolotra ara-pahasalamana MAIMAIMPOANA izay notontosaina teo amin’ny tokontany malalaky ny Fitaleava-paritra misahana ny fahasalamam-bahoaka Boeny omaly 22 oktobra 2021.
โœ…Hetsika izay fanatanterahana hatrany ny VELIRANO FAHADIMY nataon’ny Filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA amin’ny vahoaka malagasy. ยซ Fahasalamana ho an’ny daholobe tsy anavahana sokajin-taona ยป.
๐Ÿ‘Mankasitraka ireo Tomponandraikitra sy Manampahefana isan-tsokajiny. Mankasitraka ihany koa ireo Mpiara-miombonโ€™ antoka aminโ€™ny sehatra miakina sy tsy miankina aminโ€™ny fanjakana izay niara-nanatontosa iny Hetsika lehibe, fitsaboana manakaiky vahoaka iny.
โœ…Ny Fanjakana Malagasy aminโ€™ny alalanโ€™ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka dia eo anilanโ€™ny Vahoaka hatrany.
SCM/DIRCOM-MSANP