โœ…Nanao tohi-vakana ireo hetsika izay nahitร na tolotra ara-pahasalamana maro sy MAIMAIMPOANA notontosain’ny Fitondram-panjakana Malagasy tamin’ny alalan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ireo Mpiara-miombon’antoka aminy tamin’ity herinandro ity izay tafiditra hatrany amin’ny fanatanterahana hatrany ny VELIRANO FAHADIMY.
โœ…Niantomboka tamin’ny Fankalazana ny Andro manerantany iadiana amin’ny fanaintainana izay notanterahina tao amin’ny ยซย Hall CHUJRA Ampefiloha izany ny Alatsinainy 18 oktobra 2021, nitohy tamin’ny VARAVARANA MISOKATRA izay notontosain’ny CHU ANDOHATAPENAKA ny Talata sy Alarobia ary nifarana tamin’ny Fankalazana ny Andro manerantany ho an’ny Fahitร na sy ny Iray volan’ny Fahasalaman’ ny saina izay notanterahina tany Mahajanga ny Zoma 22 oktobra 2021.
๐Ÿ‘Ny Fitondram-panjakana ankehitriny dia eo anilan’ny vahoaka hatrany. Indro atolotra antsika ireo sary naneho ireo hetsika ara-pahasalamana goavana ireo.
SCM/DIRCOM-MSANP