โœ…Ho fanatsarana ny tolotra ara-pahasalamana eto Madagasikara dia nisy ny fanofanana ireo Mpitantana ny Hopitaly izay tanterahina ao aminโ€™ny INSPC Mahamasina, nanomboka ny talata faha 02 Novambra 2021 ka hifarana ny Sabotsy faha 06 Novambra izao.
โœ…Anisanโ€™ny nisitraka izany ireo Talenโ€™ny Hopitaly lehibe (CHU) rehetra manerana ny Nosy. Ny Fitondram-panjakana ankehitriny aminโ€™ny alalanโ€™ny Ministeranโ€™ny fahasalamam-bahoaka dia tsy mitsahatra ny manatsara hatrany ny kalitao ny tolotra ara-pahasalamana ahafahanโ€™ny Malagasy rehetra misitraka fitsaboana mendrika eny anivonโ€™ny Hopitaly.
SCM/DIRCOM-MSANP