Anisanโ€™ireo fanamby lehibe ao anatin’ny Velirano fahadiminโ€™ny Filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA, ny fampihenร na ny taha-pahafatesan’ny reny sy ny zaza. Paikโ€™ady iray enti-manatanteraka izany ny fanarahamaso ny fahasalamanโ€™ny Reny sy ny zaza mandritra ny fitondrana vohoka.
Tontosa ny Alakamisy 25 novambra 2021, teo ambany fiahian’ny Tale Jeneralinโ€™ny INSPC, Dr RAVAOARISOA Lantonirina, ny famoahana ireo dokotera andiany faha 16 nahavita fiofanana momba ny ยซ Echographie Communautaire, module obstรฉtrique ยป tao aminโ€™ny INSPC.
Miisa 27 ireto andiany indray mihira ireto izay niofana nandritra ny iray volana ary nanao fampiharana teny anivonโ€™ny CSB2.
Fampitam-baovao : INSPC