โš ๏ธ Manoloana ny fiakaranโ€™ny isanโ€™ny olona vaovao voamarina fa mitondra ny tsimokaretina Covid-19 ato aminโ€™ny Faritra Analamanga sy ho fisorohana ny fiparitahanโ€™ny valanaretina, ny Fitondram-panjakana aminโ€™ny alalanโ€™ny Ministeranโ€™ny Fahasalamam-bahoaka sy ny ekipanโ€™ny DASP eo anivonโ€™ny Fiadidiana ny Repoblika dia manatanteraka fizarana CVO Tambavy ho anโ€™ny Fokontany 4 eto Antananarivo Renivohitra (Ivandry, Fiadanana, Ambatobe, Ambohipo) sy Fokontany 4 ao aminโ€™ny Distrikanโ€™ Ambohidratrimo (Ambohibao, Talatamaty, Amboropotsy, Ambohidratrimo) izay natomboka androany teny aminโ€™ny Fokontany Ivandry.
โญ• Olona 18 taona no ho mihoatra maherinโ€™ny 32.088 no hisitraka fiarovana ara-pahasalamana mivantana vokatrโ€™izao hetsika izao. Ny CVO Tambavy izay voamarina ara-tsiansa fa mampitombo ny hery fiarovana ary manampy betsaka aminโ€™ny fiatrehana ny valanaretina covid-19.
โญ• Ny Fitondram-panjakana ankehitriny sy ny Ministeranโ€™ny Fahasalamam-bahoaka dia eo anilanโ€™ny Vahoaka hatrany ary midina isan-tokantrano, isam-baravarana miaraka aminโ€™ireo tomponโ€™andraikitra isam-pokotany aminโ€™ny fanatanterahana izany.
๐Ÿ“ธ SCM/DIRCOM-MSANP