โญ• Araky ny tantara dia taminโ€™ny taona 1936 no niorenanโ€™ny Hopitaly be Toliara, ka ny vanim-potoana nifandimby no namaritra ny anarany. ยซ Hรดpital militaire ยป tany am-boalohany, niova ho ยซ Hopital principal ยป, ยซ Centre Hospitalier de Rรฉfรฉrence Provincial ยป, ยซ Centre Hospitalier de Rรฉfรฉrence Rรฉgional ยป ary ยซ Centre Hospitalier Universitaire ยป nanomboka ny taona 2014.
๐Ÿฅ Ny fandraisana an-tanana ireo aretina ilana fandidiana no tena mampalaza ny CHU Antanambao ary afaka mandray marary manodidina ny 230 ny Hopitaly izay mitsinjara aminโ€™ny sampandraharaha maro toy ny:
– A.T.U (Fandraisana an-tanana ny Vonjy Aina)
– REANIMATION
– CHIRURGIE GENERALE
– CHIRURGIE VISCERALE
– STOMATOLOGIE
– OPHTALMOLOGIE-ORL
– NEUROLOGIE
– PSYCHIATRIE
– PHARMACIE
– LABORATOIRE
– IMAGERIE MEDICALE
– ENDOSCOPIE
– ONCOLOGIE ET MEDECINE POLYVALENTE
– PHTISIOLOGIE
– MATERNITE
– PEDIATRIE
– SERVICE Dโ€™APPAREILLAGE ET REEDUCATION FONCTIONNELLE
โญ• Ho fampiharana izay voafaritry ny politika ankapobenโ€™ny Minisiteranโ€™ny Fahasalamana dia misy ny fametrahana ilay atao hoe: ยซ pool de compรฉtence ยป izay mandalo dingana maro kanefa mitondra tombotsoa betsaka eo anivonโ€™ny Hรดpitaly satria mampifanampy sy mampifameno ny fisahanana ny mahaolona sy ny fampitaovana ary ny foto-drafitrasa. Marihana fa miorina ao aminโ€™ny Faritry ny Hopitaly ihany koa ny โ€œEcole de Facultรฉ de Mรฉdecineโ€ Toliara.
โญ• Vokatry ny fiaraha-miasa aminโ€™ny mpiara-miombonantoka dia nasiana fanatsarana ny anatinโ€™ny toerana misy ny hรดpitaly izay natao tara (goudron) ary ho fampitomboana ny fahafaha-mandray marary dia efa eo an-dalam-panamboarana aminโ€™izao ny trano vaovaonโ€™ ny sampan-draharaha misahana ny ยซ Vonjy Aina ยป.
๐Ÿช Mikasika izay ยซ Vonjy Aina ยป izay indrindra dia efa nihatra teo anivonโ€™ny Hรดpitaly nanomboka ny faha 16 oktobra 2021 lasa teo ihany koa ny fampiharana ny ยซ fonds dโ€™urgence sanitaire ยป aminโ€™ny alalanโ€™ny fanomezana fitsaboana sy fanafody maimaimpoana ireo marary mila ยซ premiers soins dโ€™urgence ยป. Izany dia fanatanterahana ihany koa ny Velirano fahadiminโ€™ny Filohanโ€™ny Repoblika Andry RAJOELINA, ยซ Fahasalamana ho anโ€™ny rehetra tsy anavahana sokajin-taona ยป araka ny toromarika avy aminโ€™ny Ministera foibe.
โญ• Araka izany dia azo lazaina fa isanโ€™ireo Tobimpahasalamana mahafeno sy an-dalam-panatanterahana ny fenitra takianโ€™ny vanim-potoana ankehitriny ny CHU Antanambao, koa entanina isika vahoaka ao Toliara sy ny manodidina ho tonga hisitraka ireo tolotra ara-pahasalamana ao an-toerana. Misokatra 24/24 ora, 7/7 andro ny Hopitaly ary vonona ny handray antsika mandrakariva ny Mpiasanโ€™ny Fahasalamana.
๐Ÿ™ Ankasitrahana ianao namaky hatraminโ€™ny farany, mbola Tobimpahasalamana ao aminโ€™ny Faritra Atsimo Andrefana ihany no hampahafantarina antsika aminโ€™ny ranty manaraka.
——————-
Soร va, tsarร  Tompoko!
——————-
Angom-baovao: SCM/DIRCOM-MSANP