Ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka izay eo ambany fitarihan’ Andriamatoa Minisitra Prof. Zely Arivelo RANDRIAMANANTANY dia faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny Taom-baovao 2022.

Mirary Taom-pahombiazana ho antsika rehetra Tompoko!

#Soava_ny_Taona_2022
#Happy_New_year_2022
#Bonne_Année_2022