๐—”๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—ต๐—ถ๐—ฑ๐—ฎ๐—ต๐˜†, ๐—”๐—น๐—ฎ๐˜๐˜€๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐˜† ๐Ÿฎ๐Ÿฐ ๐—ท๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฎ I Tontosa androany tolakandro teto aminโ€™ny efitrano fivorianโ€™ny Ministeranโ€™ny Fahasalamam-bahoaka ny famindram-pitantanana teo aminโ€™ny Sekretera Jeneraly teo aloha, Dr RAKOTONANDRASANA Adolphe sy ny Sekretera Jeneraly vaovao, Dr YASMINE Lethicia Lydia.

Nanome voninahitra izany, Ramatoa Talenโ€™ny Kabinetranโ€™ ny Ministeranโ€™ny Fahasalamam-bahoaka, nisolo tena anโ€™ Andriamatoa Minisitra izay mamita iraka any ivelany; notroninโ€™ ny Loholonโ€™i Madagasikara avy ao aminโ€™ny Faritra DIANA sy ny Solombavambahoakanโ€™i Madagasikara voafidy tao aminโ€™ny distrikanโ€™i Nosy Be ary ireo tomponโ€™andraikitra isan-tsokajiny eto aminโ€™ny Ministera foibe.

Misaotra ny Sekretera Jeneraly teo aloha ary mirary soa ho an-dRamatoa Sekretera Jeneraly vaovao hahavita soa ny andraikitra izay miandry azy aminโ€™ny fampandrosoana ny fahasalamam-bahoaka sy ny tanindrazana iombonana.

SCM/DIRCOM-MSANP