𝗠𝗜𝗡𝗜𝗦𝗧𝗘𝗥𝗔𝗡’ 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗠-𝗕𝗔𝗛𝗢𝗔𝗞𝗔 𝗘𝗢 𝗔𝗡𝗜𝗟𝗔𝗡𝗔𝗢 𝗛𝗔𝗧𝗥𝗔𝗡𝗬

Mitombo isa ireo toerana natokana handraisana ireo traboina ary miezaka mametraka ny lamina rehetra ahafahana mandray an-tanana ny fahasalaman’izy ireo ny Fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ireo mpiara-miombon’antoka.

Nosokafana ny toby fandraisana traboina eny amin’ny EPP Soavimasoandro sy ao amin’ny EPP Mahamasina Atsimo.

#Mifanohana_hatrany
#Iray_vatsy_iray_aina
#Fahasalamana_ho_an_ny_daholobe
#Tsy_anavahana_sokajin_taona

SCM/DIRCOM-MSANP