๐—”๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜ƒ๐—ผ, ๐Ÿฎ๐Ÿด ๐—ท๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฎ |ANTSONGO ANTSIRABE I : FANDRAISANA AN-Tร€NANA NY FAHASALAMANโ€™ IREO TRABOINA

Antananarivo, 28 janoary 2022 | Maro ny takaitra navelanโ€™ny andro ratsy izay niteraka rotsakโ€™orana lavareny taminโ€™ny faritra maro teto Madagasikara. Vokany, fianakaviana anโ€™aliny no rava fananana ka lasa traboina, ary tena lasibatra taminโ€™izany ny faritra iva sy ny manodidina azy.

Santionany aminโ€™izany ny faharavana trano niseho tany Antsongo, distrikanโ€™ny Antsirabe I, ny 23 janoary 2022 lasa teo ka olona miisa 22 no lasa traboina. Manoloana izany tranga izany, nandray ny andraikitra tandrify azy avy hatrany ny ekipanโ€™ny Ministeranโ€™ny Fahasalamam-bahoaka taminโ€™ny alalanโ€™ny Fitalevam-paritry ny fahasalamam-bahoaka ao Vakinankaratra. Taorianโ€™ny fizaham-pahasalamana natao, marary 18 no nahazo fitsaboana sahaza sy fanafody.

Ny Fitondram-panjakana Malagasy aminโ€™ny alalanโ€™ny Ministeranโ€™ny Fahasalamam-bahoaka dia eo anilanโ€™ny vahoaka mandrakariva, ary mirary antsika rehetra ho tomady sy salama lalandava.

SCM/DIRCOM-MSANP