๐—ก๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—น๐—ผ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ณ๐—ผ๐—ฑ๐˜† ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ป’๐—ป๐˜† ๐— ๐—ถ๐—ป๐—ถ๐˜€๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป’๐—ป๐˜† ๐—™๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜€๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—บ-๐—ฏ๐—ฎ๐—ต๐—ผ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—™๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ถ๐—ฎ๐—บ-๐—ฏ๐—ฒ๐—ป’๐—ป๐˜† ๐—™๐—ฎ๐—ฟ๐—บ๐—ฎ๐˜€๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ฒ๐˜๐—ผ ๐— ๐—ฎ๐—ฑ๐—ฎ๐—ด๐—ฎ๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ.

๐—”๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—ต๐—ถ๐—ฑ๐—ฎ๐—ต๐˜†, ๐—”๐—น๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐˜€๐˜† ๐Ÿฎ๐Ÿณ ๐—ท๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฎ |Manao tohi-vakana ireo Mpiara-miombon’antoka, maneho firaisankina manome tanana amin’ny fitsaboana ireo mpiray tanindrazana izay traboina noho izao fiakaran’ny rano amin’ny faritra maro eto amintsika izao.

โญ• Tonga nanolotra fanafody ho an’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka ny Fianakaviam-ben’ny farmasianina eto amintsika, izay ahitร na ny Holafitra, ny Sendikร , ny Fikambanana ary ireo Mpamongady fanafody.

โญ• Fanafody izay hoentina handraisana an-tanana ny fahasalaman’ireo traboina ary manampy betsaka ny mpiasan’ny fahasalamana amin’ny fanatanterahany ny adidiny.

โญ• Andriamatoa Filohan’ny Holafitry ny Farmasianina eto amintsika no nanolotra ireo fanampiana ireo. Nandray izany tamin’ny fomba ofisialy, ireo Tomponandraikitra ambony eto anivon’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka izay nahitana an-dRamatoa Talen’ny Kabinetra, Ramatoa Sekretera Jeneraly ary andriamatoa Tale Jeneralin’ny Famatsiana ara-pahasalamana.
—————
๐Ÿ™๐Ÿ™ Ankasitrahana feno ny hetsika tolo-tร nana ho an’ny mpiray tanindrazana toy izao.๐Ÿ™๐Ÿ™
—————
โญ• Misokatra mandrakariva amin’ny fiarahamiasa ny Fitondram-panjakana ankehitriny amin’ny fanatanterahana ny velirano fahadimy sy ny fiarovana ny vahoaka manoloana ny valanaretina.

๐Ÿ“ธ: SCM/DIRCOM-MSANP