Fifaninanana sary ho anโ€™ny sekoly rehetra, ambaratonga Voalohany sy Faharoa, na miankina na tsy miankina aminโ€™ny fanjakana.
Distrika 54 ao anatiny faritra 19 no voakasika ny fifaninanana :
Amoronโ€™i Mania : Ambatofinandrahana
Alaotra Mangoro : Ambatondrazaka,Anosibe Anโ€™ala,Amparafaravola , Andilamena
Anosy : Betroka,Amboasary, Taolagnaro
Androy : Ambovombe
Atsimo andrefana : Ampanihy,Betioky,Morombe,Toliara II
Analamanga : Andramasina, Manjakandriana,Antananarivo avaradrano, Antananarivo atsimondrano,Antananarivo Renivohitra,Ambohidratrimo
Sofia : Bealanana, Mandritsara
Atsimo Antsinanana :Befotaka,Farafangana,Midongy,
Vangaindrano,Vondrozo
Atsinanana : Brickaville,Antanambao Manampotsy, Mahanoro, Marolambo, Vatomandry, Toamasina II
Ihorombe : Iakora, Ivohibe
Vatovavy Fitovinany :Ifanadiana,Mananjary,Nosy Varika , Vohipeno
Haute Matsiatra : Ikalamavony
Melaky :Maintirano , Morafenobe
Menabe : Manja
Diana : Diego I, Nosy-Be
Analanjirofo: Sainte Marie , Vavatenina
Vakinankaratra: Antsirabe I,Antsirabe II, Faratsiho, Ambatolampy
Betsiboka : Maevatanana
Itasy : Miarinarivo, Arivonimamo,Soavinandriana
Maro ny loka ho zaraina ho anโ€™ny mpianatra sy sekoly mendrika toy ny : Ecran plat ,Lecteur DVD, Radio carte , Takelaka fanentanana , Certificats, Fitaovam-pianarana toy ny trousses , rรจgles, cahiers mirakitra sary sy hafatra fanentanana .
Jereo eny aminโ€™ny CISCO akaiky anao ny andinindininy.