Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy androany maraina tao amin’ny โ€œEsplanade la Mairie Toamasinaโ€ ny hetsika fanaovam-baksiny iadiana aminโ€™ny Covid-19 ao aminโ€™ny Faritra Atsinanana.
Hetsika izay iarahan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka aminโ€™ny alalanโ€™ny Fitaleavam-paritry ny Fahasalamam-bahoaka Atsinanana sy ireo Mpiara-miombon’antoka samihafa.
Nialohanโ€™ izao dia nisy โ€œCarnavalโ€ nitety tanana izay nanentanana ny vahoaka hanao vaksiny iadiana amin’ny Covid-19.
Andao hanao vaksiny, miaro antsika rehetra aminโ€™ny tranga misy fahasarotana ny vaksiny !
Sary: DRSP Atsinanana โ€“ SCM/DIRCOM-MSANP