Tontosa omaly Alarobia 09 febroary 2022 ny fanomezam-boninahitra farany ny Professeur ANDRIANASOLO Roger, nanorina ny lalam-piofanana ยซย Nutritionย ยป no sady mpampianatra teo anivon’ny ยซย Institut National de Santรฉ Publique et Communautaire – INSPCย ยป nandritra ny taona maro.
Niombom-po sy nanotrona izany fotoana izany ny Delegasiona avy eto anivon’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka izay notarihan-dRamatoa Sekretera Jeneraly, ny mpampianatra, Mpiara-miombonโ€™antoka sy mpiara-miasa, ary mpianatra, indrindra ireo mpianatra tao aminโ€™ny sampam-piofanana ยซย Nutrition communautaireย ยป teo anivon’ny INSPC.
Mandria am-piadanana Professeur ANDRIANASOLO Roger.
Ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka dia maneho ny fiaraha-miory sy mitondra ny teny fankaherezana ho an’ny fianakaviany manontolo.
Sary: Institut National de Santรฉ Publique et Communautaire – INSPC