๐—”๐—ป๐—ธ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐—ผ ๐Ÿฌ๐Ÿณ ๐—”๐—ฝ๐—ฟ๐—ถ๐—น๐˜† ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฎ ๐—ป๐˜† ๐—”๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ป’๐—ป๐˜† ๐—™๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜€๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ.
๐—›๐—ฒ๐˜๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ ๐˜€๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ต๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ ๐—ป๐—ผ ๐—ธ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐—ป’๐—ป๐˜† ๐— ๐—ถ๐—ป๐—ถ๐˜€๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป’๐—ป๐˜† ๐—™๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜€๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—บ-๐—ฏ๐—ฎ๐—ต๐—ผ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ก๐—ผ๐˜€๐˜†.
๐ŸŽฏ ANALAMANGA:
PALAIS DES SPORTS MAHAMASINA Fizaham-pahasalamana isan-karazany sy fanentanana iarahana amin’ireo Mpanakanto ao amin’ny hetsika Bemiray izay karakarain’ny Fitaleavana misahana ny fampiroboroboana ny Fahasalamana.
๐ŸŽฏ AMORON’I MANIA:
ANTAMPONIVINANY-AMBOSITRA
Fanolorana MOTO sy Fitaovana medikaly samihafa ho an’ireo CSB II ao amin’ny Faritra Amoron’i Mania
๐ŸŽฏ MATSIATRA AMBONY:
– ALAKAMISY AMBOHIMAHA
Tolotra fahasalamana manatona Vahoaka iarahana amin’ny SDSP Lalangina
– CHU ANDRAINJATO
Fanaovam-baksiny iadiana amin’ny covid-19 ireo Mpianatra ho Mpitsabo
๐ŸŽฏ MELAKY:
– 06 Ora maraina : Dia an-tongotra mahasalama
– fanentanana momba ny Fahasalamana sy ny tontolo iainana
– fitiliana maimai-poana ny HTA sy ny Diabรจte
– fanaovam-baksiny iadiana amin’ny covid-19
๐ŸŽฏ VAKINANKARATRA:
DISTRIKAN’I MANDOTO
Fizaham-pahasalamana maimaimpoana
( voucher), fitsaboana ny nify sy ati-vava, Fitiliana sy fandraisana an-tanana IST/VIH, Fanaovam-baksiny iadiana amin’ny covid- 19, fandrindrana fiainam-pianakaviana (P.F), CPN , Fizarana CVO familial, fizahana maso sy Fitiliana katarakta iarahana amin’ny EZCO, fanentanana ara-pahasalamana samihafa.
๐ŸŽฏ ATSIMO ANDREFANA:
Asa tanamaro ao amin’ny CHU Tanambao iarahana amin’ny Governora sy Prefet ary ireo Mpiasam-panjakana ao amin’ny Service territorial dรฉcentralisรฉ.
๐ŸŽฏ SOFIA:
ANTSOHIHY
– 5 ora 30 mn: Jogging iarahana amin’ireo Manampahefana sy ireo ยซย Directions rรฉgionalesย ยป any an-toerana.
– 06 ora maraina: Fanaovana famorana maimaimpoana ho an’ny Zaza rehetra izay mila izany.
– Fanadiovana ankapobeny ny anaty trano sy ny eny ivelan’ ny CHRR Antsohihy ka nanentanana ny mpisehatra ara pahasalamana rehetra sy ireo mpiaramiombon’antoka ary ireo mpianatra paramed rehetra.
– Fanaovam-bakisiny iadiana amin’ny covid-19
– Fandrindrana Fiainam-pianakaviana (P.F)
– Fizaham-pahasalamana faobe mandritra ny tontolo andro
– Hetsika ara panatanjahantena: fihaonan’ny 3FB any an-toerana sy ny Ekipan’ny Filaminam-bahoaka.
๐ŸŽฏ MENABE:
MORONDAVA
– Carnaval iarahan’ny vahoaka sy ireo Manampahefana
– Famelabelarana arahana adihevitra mahakasika ny tontolo iainana iarahana amin’ny Talen’ny tontolo iainana(DREDD) sy ny Tale paritriny fahasalamam-bahoaka( DRSP)
– Fanaovam-baksiny iadiana amin’ny covid-19.
– Fitiliana diabรจta sy Tosi-drร 
– ยซย Tamtamย ยป manerana ny tananan’ i Morondava.
– Fanentanana atao amin’ny haino aman-jery iarahana amin’ireo Mpanao Gazety.
๐ŸŽฏ ATSINANANA:
– Fanentanana mikasika ny hetsika tokony hataon’ny sokajin’olona isan-karazany hitandrovana ny tontolo iainana (eny amin’ny plage sy ny tร nanan’i Foulpointe)
– fambolen-kazo ao anatin’ny tokontanin’ny CSB2 Foulpointe.
– Kilalao ยซย radio crochetย ยป arahina fizarana loka.
– Fandaharana amin’ny haino aman-jery hanentanana mikasika ny fihetsika tokony ataon’ny tsirairay manoloana ny fahasimban’ny tontolo iainana iarahana amin’ireo manam-pahefana, ny DE CHUM sy ny ekipany, DE CHUAT sy ny ekipany, Mรฉdecin Inspecteurs 7 miaraka amin’ny ekipany, ny Talen’ny Vaksiny (DEPV) sy ny ekipany, ireo mpiara-miombon’antoka ary ny ekipan’ny DRSP Atsinanana tarihin-dRamatoa Talem-Paritry ny Fahasalamana Atsinanana.
๐ŸŽฏ IHOROMBE
– Fanentanana amin’ny haino aman-jery
– ยซย Tam-tam sono-mobileย ยป mitety tanร na,
– Asa Tagnamaro fanadiovana sy fambolen-kazo ao amin’ny CHRR Ihosy
– Fanentanana sy Fanaovam-baksiny iadiana amin’ny covid-19,
– Fitiliana aretina tsy mifindra.
๐ŸŽฏ ALAOTRA MANGORO
– Hisy ny Hetsika eny ifotony karakarain’ny SDSP Amparafaravola, Moramanga , ary Anosibe an’ala.
– AMBATONDRAZAKA:
-hazakazaka sy fihaonana ara-panatanjahan-tena,
-fambolen-kazo sy voninkazo
-fanadiovana ny faritry ny SDSP, CHRD, CHRR, ny DRSP isan’isany avy
-Tolotra ara pahasalamana : Fizaham-pahasalamana ankapobeny, Fitiliana diabeta, VIH/Sida, fizarana vit A sy ody kankana, fanaovam-baksiny iadiana amin’ny covid-19.
-Fanentanana mikasika ny Ady amin’ny tiberkilaozy.
Hetsika izay iarahana amin’ireo Mpiara-miombon’antoka: ASOS, ORINASA AMBATOVY, CIREF, AMADIA, PHARMACIES, DREDD
๐ŸŽฏ BONGOLAVA:
FENOARIVOBE
-Fizaham-pahasalamana maimaimpoana sy fandraisana an-tanana ny Zaza latsaky ny 5 taona.
-Fitiliana diabeta sy Tosidra.
-Fanentanana sy fanaovana vakisiny iadiana amin’ny covid-19.
-Fanentanana ny mpianatra zatovo amin’ny fahasalaman’ny nify sy ativava sy ny fanentanana ara-pananahana
LAPAN’NY TANANA TSIROANOMANDIDY
Iarahana amin’ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny
– Fizahana sy fitsaboana ny Zaza latsaky ny 5 taona PCIME sy fitiliana tsifanjariantsakafo,
– Fandraisana an-tanana ireo vehivavy mitondra vohoka
– Fitiliana diabeta sy tosidra.
– Fanentanana sy fanaovana vakisiny fanefitry ny covid-19.
Fanentanana :
– Momba ny ady amin’ny pesta iarahana amin’ny EMAR.
– Momba ny ady amin’ny tazomoka iarahana amin’ny EMAD
– Momba ny Tosi-drร  iarahana amin’ny CHRR
๐ŸŽฏ BOENY:
MAHAJANGA
-Fanadiovana sy fanatsarana ny tontolo manodidina ny toeram-piasana: CHU anakiroa, ny ao amin ny ยซย Directionย ยป sy ny CSB eto Mahajanga 1.
-Fizaham-pahasalamana maimaimpoana -Fitiliana ny tsy fanjariantsakafo ho an’ny zaza latsaka ny dimy taona, vehivavy mampinono sy vehivavy bevohoka (Hisy fizarana koba ho azy ireo).
-Fizahana maso, fitiliana homamiadan’ny vozon’ny tranon-jaza, fitilina diabeta, Fitiliana Tosi-drร , Fizahana manokana ny fahasalaman’ny saina
-Fanamafisana n’y fanaovam-baksiny iadiana amin’ny covid-19.
๐ŸŽฏ ATSIMO ATSINANANA
SDSP Farafangana:
– La marche miaraka amin’ny ยซย Directionย ยป sy ny ONG
– Fanentanana sy fanaovam-baksiny iadiana amin’ny covid-19
– Fizarana CVO
– Famelabelarana iarahana adi-hevitra mikasika ny Fahasalamana sy ny tontolo iainana
-Fanadiovana ny ยซย Bord de la merย ยป
#JMS_2022: ยซย ๐€๐ง๐ญ๐จ๐ค๐š ๐ง๐ฒ ๐…๐š๐ก๐š๐ฌ๐š๐ฅ๐š๐ฆ๐š๐ง๐ญ๐ฌ๐ข๐ค๐š, ๐ง๐ฒ ๐ญ๐š๐ง๐ฒ ๐จ๐ง๐ž๐ง๐š๐ง๐ญ๐ฌ๐ข๐ค๐šย ยป
๐๐ฒ ๐…๐ข๐ญ๐จ๐ง๐๐ซ๐š๐ฆ-๐ฉ๐š๐ง๐ฃ๐š๐ค๐š๐ง๐š ๐Œ๐š๐ฅ๐š๐ ๐š๐ฌ๐ฒ ๐š๐ฆ๐ข๐ง’๐ง๐ฒ ๐š๐ฅ๐š๐ฅ๐š๐ง’๐ง๐ฒ ๐Œ๐ข๐ง๐ข๐ฌ๐ญ๐ž๐ซ๐š๐ง’๐ง๐ฒ ๐…๐š๐ก๐š๐ฌ๐š๐ฅ๐š๐ฆ๐š๐ฆ-๐›๐š๐ก๐จ๐š๐ค๐š ๐๐ข๐š ๐ž๐จ ๐š๐ง๐ข๐ฅ๐š๐ง๐š๐จ ๐ก๐š๐ญ๐ซ๐š๐ง๐ฒ
Peut รชtre une image de texte