โœ… Tolotra ara-pahasalamana maimaimpoana izay nahitana fizaham-pahasalamana ankapobeny, fitiliana diabeta, fijerena Tosi-drร , fitiliana tazomoka, Fitiliana IST/VIH, fanaovam-baksiny iadiana amin’ny covid-19 izay natao tao amin’ny tranompokonolona Tanambao ary nifarimbonan’ny ekipan’ny Distrika (EMAD) sy ny Faritra (EMAR) no nanehoana ny Fankalazana ny JMS tao amin’ny Faritra Anosy.
๐ŸŽฏ An-jatony mahery ireo olona nahazo tombotsoa mivantana nandritra ny hetsika fankalazana.
#JMS_2022: ยซย Antoky ny fahasalamantsika ny tany onenantsikaย ยป