๐๐๐ง๐๐๐๐๐ก๐ ๐ ๐๐ฆ๐ข ๐ ๐๐๐ ๐๐๐ ๐ฃ๐ข๐๐ก๐, ๐๐๐ก๐๐๐๐๐๐ก๐ ๐๐๐ง๐๐ฅ๐๐๐ง๐ ๐ ๐๐๐ ๐๐๐ ๐ฃ๐ข๐๐ก๐
par | 11 Avr 2022 | Evรจnements, Nos rรฉalisations |

Indro aseho antsika an-tsary ny andro voalohany mikasika ny fitiliana maso maimaimpoana sy fandidiana katarakta maimaimpoana izay karakarainโny Fitondram-panjakana Malagasy

aminโny alalanโny Ministeranโny Fahasalamam-bahoaka ho fanatanterahana ny velirano fahadimy ary iarahana aminโireo Mpiara-miombonโantoka Fondation ELENA BARRAQUER avy any Espana

ny 10 hatraminโny 17 Aprily 2022 ao aminโny CHUJRA Ampefiloha

.

Andriamatoa Tale Jeneralinโny Famatsiana ara-pahasalamana (DGFS) no nisolo-tena anโ Andriamatoa Minisitra nanokatra ny hetsika taminโny fomba ofisialy.