๐Ÿ‘‰ Indro aseho antsika an-tsary ny andro voalohany mikasika ny fitiliana maso maimaimpoana sy fandidiana katarakta maimaimpoana izay karakarain’ny Fitondram-panjakana Malagasy ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ amin’ny alalan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka ho fanatanterahana ny velirano fahadimy ary iarahana amin’ireo Mpiara-miombon’antoka Fondation ELENA BARRAQUER avy any Espana ๐Ÿ‡ช๐Ÿ‡ธ ny 10 hatramin’ny 17 Aprily 2022 ao amin’ny CHUJRA Ampefiloha ๐Ÿฅ.
โœ… Andriamatoa Tale Jeneralin’ny Famatsiana ara-pahasalamana (DGFS) no nisolo-tena an’ Andriamatoa Minisitra nanokatra ny hetsika tamin’ny fomba ofisialy.