๐—”๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜ƒ๐—ผ, ๐Ÿญ๐Ÿฐ ๐—”๐—ฝ๐—ฟ๐—ถ๐—น๐˜† ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฎ – Andriamatoa Minisitry ny fahasalamam-bahoaka no namarana tamin’ny fomba ofisialy ny fivoriana androany.
โœ… Fivoriana fandaminan’ asa izay naharitra telo andro ary nahafahana niresaka sy nifampizara ny vinan’ny Ministera iray manontolo. Nanomezana ihany koa toromarika sy torolalana ho fanatanterahana haingana sy miaraka ny Velirano fahadimin’ny Filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA.
โœ… Taona maro no efa niandrasana izao fivoriana izao ary samy naneho fahavonona ny rehetra ny hanatanteraka ireo lamina napetraka sy hanohy ireo ezaka efa natomboka ho fampivoarana ny Fahasalamam-bahoaka manerana ny Nosy.
โญ• Izay salama no afaka mamokatra, ary asa avy hatrany izy ity fa tsy Kabary satria tsy misy andraso andraso ny fampandrosoana ny firenena.
๐Ÿ‘ ๐—”๐˜€๐—ฎ ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ, ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ๐˜€๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐˜‡๐—ผ ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ผ๐—ธ๐—ฎ!
๐Ÿ“ธ: SCM/DIRCOM-MSANP